Mangingina

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 24 Jio, 2016

Mba mahafinaritra fotsiny fa tsy hoe misy inona akory...

1. 

2. 

3. 

 Tsiaro...

 

Mila fanasitranana

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 2 Nov, 2015

FRANTSA

https://www.youtube.com/watch?v=5SP_G-aD5TU

 


 

ETAZONIA

Araka ny voalazan'ny mpandinika dia...





   manala fanaintainana ny mozika, ary koa mahamora ny fifandraisana aman'olona. 










 

 

miadia, aza mitsitsy aina

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 31 Mar, 2015

Taona vitsivitsy lasa izay no nivoahan'ity sarimihetsika science fiction antsoina hoe Interstellar ity. Ilay tantara dia mampiseho ny herintsain'ny zanak'olombelona manoloana ny fahasimban'ny tany sy ny tontolo iainana.

Nisy tononkalo iray niverimberina matetika tao anatin'ilay horonan-tsary, ka nahafinaritra ahy ny ventin-keviny. Azo atao hoe misy ifandraisany amin'ilay ohabolana Malagasy manao hoe 'Raha ho faty ihany, aleo mandrovi-tsihy'. Izany hoe: aza manaiky ho resy-tsy-miady.

 (tohiny)

Tsiky kely

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 30 Mey, 2014

Tsiky kely manala harerahana.

https://www.instagram.com/p/BxtIO2lgn0T/















  *












Iza moa no tsy nilalao korisa-korisa tamin'ny tohatra fahiny fony mbola zaza...

++++++++++++++++++

manakoako

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 30 Nov, 2013

Lesona kely anio. Mila manana faharetana ianao raha te-hanatanteraka zavatra.

... (tohiny)