miadia, aza mitsitsy aina

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 31 Mar, 2015

Taona vitsivitsy lasa izay no nivoahan'ity sarimihetsika science fiction antsoina hoe Interstellar ity. Ilay tantara dia mampiseho ny herintsain'ny zanak'olombelona manoloana ny fahasimban'ny tany sy ny tontolo iainana.

Nisy tononkalo iray niverimberina matetika tao anatin'ilay horonan-tsary, ka nahafinaritra ahy ny ventin-keviny. Azo atao hoe misy ifandraisany amin'ilay ohabolana Malagasy manao hoe 'Raha ho faty ihany, aleo mandrovi-tsihy'. Izany hoe: aza manaiky ho resy-tsy-miady.

 (tohiny)