Biby sy habibiana

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 21 Feb, 2017

Anisan'ny mari-pahendrena ny fahaizana maka an-tsaina ny fijaliana manjo ny hafa. Io moa ilay antsoin-dry zareo vazaha hoe “empathie”.
Koa indro ary misy horonan-tsary iray izay mampaminavina ny fijaliana manjo an'ireo biby fiompy, biby fihaza, biby fihinana, biby fakan-dronono, biby mpilalao an-tsehatra, ary biby fampiasa amin'ny toeram-pikarohana...

Tononkalo nindramina 1

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 19 Feb, 2017

Tononkalo hita tao amin'ny Facebook ity, ary nosoratan'i Baritafika.