Ity video iray ity moa dia mifandray amin' ny fikasan'i Tokinao mikasika ny hiram-pirenena Malagasy.
Zatovo vazaha mpianatra amin' ny ambaratonga faharoa ao Nashville, Tennessee (USA) izy ireto, kanefa dia vitany tsara mihitsy ny nihira ny hiram-pirenentsika, ary amin' ny fitenin-drazantsika.
[Ankapobeny
]
10 Aogositra, 2008 05:09
[Ankapobeny
]
01 Aogositra, 2008 18:45
Ireo medaly miandry ny ekipa Malagasy @ lalao Olympika atsy Beijing
Efa miandry anao ny medaly ry Ekipa Malagasy fa anjaranao sisa ny miezaka mafy, miezaka tsara, ary manome vokatra mihoatra ireo izay vitan' ny hafa.






