Efa miandry anao ny medaly ry Ekipa Malagasy fa anjaranao sisa ny miezaka mafy, miezaka tsara, ary manome vokatra mihoatra ireo izay vitan' ny hafa.

Valala mpiandry fasana eto antanàna ihany.
Miala voly mifanoratsoratra eto ihany tsindraindray rehefa manam-potoana... :-)
Ireo medaly miandry ny ekipa Malagasy @ lalao Olympika atsy Beijing