Ity video iray ity moa dia mifandray amin' ny fikasan'i Tokinao mikasika ny hiram-pirenena Malagasy.
Zatovo vazaha mpianatra amin' ny ambaratonga faharoa ao Nashville, Tennessee (USA) izy ireto, kanefa dia vitany tsara mihitsy ny nihira ny hiram-pirenentsika, ary amin' ny fitenin-drazantsika.