taombaovao

Nampidirin'i lehilahytsyresy | 1 Jan, 2020

Vaovao indray ary ity ny taona.
Izay velon'aina ka mbola tafahaona,
Arahabaina daholo, tsenaina langoroana.
Ny lanonana tsy tapitra, fa mitohy foana.

https://www.instagram.com/p/B54R-83j-Ii/